auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-18 02:08:18 -04:00 committed by root
parent a77d251509
commit 757d2308bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v Ny sanagny ndreka de voafafy tamin' ny tany feno fantsy. De regnin'iary zareo zany, \v 19 kanefa de tafiditra tamin'iary zareo fanahiana ny fiaignan'izao,de ny famitahan'ny arena koa,sy ny filan-javatra afa ka nanery ny teny,de tsy mampamoa an'azy. \v 20 Fa ndregny voafafy tamin'ny tany tsara koja de zegny maregny ny teny sady mandray an'azy,ka nagnome vokatra iary zareo,sasany in-telopolo,sasany inenimpolo sasany,tegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena.
\v Ny sanagny ndreka de voafafy tamin' ny tany feno fantsy. De regnin'iary zareo zany, \v 19 kanefa de tafiditra tamin'iary zareo fanahiana ny fiaignan'izao,de ny famitahan'ny arena koa,sy ny filan-javatra afa ka nanery ny teny,de tsy mampamoa an'azy. \v 20 Fa ndregny voafafy tamin'ny tany tsara koja de zegny maregny ny teny sady mandray an'azy,ka nagnome vokatra iary zareo,sasany in-telopolo,sasany inenimpolo,sasany in-jaton'ny ndregny nafafytegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena.