diff --git a/04/26.txt b/04/26.txt index fe97595..231f63c 100644 --- a/04/26.txt +++ b/04/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 De Izy ndreka nizaka hoe : " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamboly. Mandry izy amin'ny alina de mifoa mandraigna, ny voly de maniry, ka lalany hoe aôna.Ny tany de mamoa amin'ny tegna my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny vôniny. Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy." \ No newline at end of file +\v 26 \ De Izy ndreka nizaka hoe : " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamboly. Mandry izy amin'ny alina de mifoa mandraigna, ny voly de maniry, ka lalany hoe aôna.Ny tany de mamoa amin'ny tegna my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny vôniny. Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy." \ No newline at end of file