auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-18 07:34:56 -04:00 committed by root
parent c75e2706e5
commit 72e531fc50
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26De nizaka ndreka Izy hoe: " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamafy voany amin'ny tany. 27 \v Mandry izy amin'ny alina de mifoa amin'ny mandraigna, ka ny vôny de maniry, fa tsy lalany hoe aôna. 28\v Ny tany de mamoa amin'ny tegnany my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny isiny. 29 \v Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy."
\v 26 De nizaka ndreka Izy hoe: " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamafy voany amin'ny tany. 27 \v Mandry izy amin'ny alina de mifoa amin'ny mandraigna, ka ny vôny de maniry, fa tsy lalany hoe aôna. 28\v Ny tany de mamoa amin'ny tegnany my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny isiny. 29 \v Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy."