auto save
This commit is contained in:
parent
d759d5e3d3
commit
6e21eb94b0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy anita \v 4 \v 5 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.
|
||||
\v 3Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De nizaka Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy anita \v 4 \v 5 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.
|
Loading…
Reference in New Issue