auto save
This commit is contained in:
parent
8e04108a43
commit
67b369dbca
|
@ -1,2 +1,2 @@
|
|||
Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany
|
||||
sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny
|
||||
sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany
|
Loading…
Reference in New Issue