diff --git a/14/47.txt b/14/47.txt index 8eb7a4c..cef64a2 100644 --- a/14/47.txt +++ b/14/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa nisy raika tamin'iary zareo nitsagnana namoaka ny sabatrany ka nanapaka ny tadignin'ny mpiasan'ny mpisoronabe. Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tonga hisambotra, anaha kara hisambotra olo-dratsy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy zany anareo an?Tamin'ny Zaho taminareo isan'andro sy nampianatra tam-piangonana, tsy nisamborinareo. Fa natao zao mba hatanteraka ny Soratra Masina." De niala an'Azy aby iary zareo marobe niaraka tamin'i Jesôsy sady nilefa. \ No newline at end of file +\v 49 \v 47 \v 50 Fa nisy raika tamin'iary zareo nitsagnana namoaka ny sabatrany ka nanapaka ny tadignin'ny mpiasan'ny mpisoronabe.\v 48 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tonga hisambotra, anaha kara hisambotra olo-dratsy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy zany anareo an? Tamin'ny Zaho taminareo isan'andro sy nampianatra tam-piangonana, tsy nisamborinareo. Fa natao zao mba hatanteraka ny Soratra Masina." De niala an'Azy aby iary zareo marobe niaraka tamin'i Jesôsy sady nilefa. \ No newline at end of file