auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-17 08:12:12 -04:00 committed by root
parent 934d32bfcf
commit 2d4255365e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo,ndre de hijery iary zareo de tsy hahita,ndre de hiteno iary zareo de tsy hafantatra an'izany,\v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo,ndre de hijery iary zareo de tsy hahita,ndre de hiteno iary zareo de tsy hafantatra an'izany,\v 12