From 14380a837ddbc3e99c7889cc59c36ec7c9a3cb55 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Wed, 23 Oct 2019 14:39:13 -0400 Subject: [PATCH] Wed Oct 23 2019 14:39:12 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 12/41.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/41.txt b/12/41.txt index 0690955..df30154 100644 --- a/12/41.txt +++ b/12/41.txt @@ -1 +1 @@ -Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja. De nantsovany aby mpianatrany io sady nizakainy hoe: "koraniko aminareo ne tena marina \ No newline at end of file +Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja. De nantsovany aby mpianatrany io sady nizakainy hoe: "koraniko aminareo ne tena marina, fa ity viavy sahiragna amim-pitondrantena ity no tena nandatsaka be ambonin'ny olona ndregny \ No newline at end of file