diff --git a/12/41.txt b/12/41.txt index 0690955..df30154 100644 --- a/12/41.txt +++ b/12/41.txt @@ -1 +1 @@ -Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja. De nantsovany aby mpianatrany io sady nizakainy hoe: "koraniko aminareo ne tena marina \ No newline at end of file +Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja. De nantsovany aby mpianatrany io sady nizakainy hoe: "koraniko aminareo ne tena marina, fa ity viavy sahiragna amim-pitondrantena ity no tena nandatsaka be ambonin'ny olona ndregny \ No newline at end of file