2019-10-21 16:04:55 +00:00
|
|
|
\v 36 \v 37 \v 38 Ka ndreka naregny ny raha nikoragnin'iary zareo Jesôsy, de nizaka Izy tamin'ny mpitondra fiangonana hoe: "Aza matahotra. Managnà finoana". Sady tsisy nekeny hiaraka tamin'Azy afa tsy Petera, Jakoba, de i Jaona, rahalahin'i Jakoba.Tonga tandragnon'ny mpitondra fiangonana igny iary zareo, sady nahita olona nitabataba be teo; nitomagny sady nibabababa mafy iary zareo.
|