2019-10-23 14:43:59 +00:00
|
|
|
\v 51 De namaly an'Azy Jesôsy sady nizaka hoe: "Ino ma ny tenao ataoko aminao?" De nizaka ralilahy ts mahita igny hoe: "Raby ô, te ahita aho. \v 52 "De nizaka Jesôsy tamin'azy hoe: "Mandiana. Ny finônanao no namonjena anao." Avy de nahita ny masony, sady nagnaraka an'i Jesôsy tan-dalagna tegny izy.
|