-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/25.txt

1 line
486 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 25 de nizaka Izy tamin'ny ary zareo hoe:" ka mbola tsy nivakinareo ma ny raha namboarin'i Davida ndreka tagnatin'ny tsy fahampiana sy ny harefognana Izy mban'ny lilahy niaraka tamin'Azy \v 26 de nagnano akory ny fomba nidirany tandragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'ny Abiatara Mpisoronabe, ka nihinagna ny mofon'ny fagnatrehana zegny tsy ara-dalàna na ho an'iza na iza ny nihinagna an'izany fa de ny mpisorona raika mi, sady mbola nagnomezany maromaro zegny niaraka taminazy aza.