-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/07/20.txt

1 line
405 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 20 \v 21 \v 22 \v 23 Nizaka Izy: "Ndregny nivôka avy amin'olona ny mampaloto an'azy. Fa raha avy agnatin'olona, avy amin'ny fony ivoahan'ny tognotogno ratsy, ny fahavetavetana, ny fangalarana, ny famonoana olona, ny fijangajangana,ny fagniriana mihom-pampagna, ny haratsem-pagnahy, ny fagnambakana, ny fijejojejôna, ny felognana, ny fizakana afetsy, ny fevognana, ny hafokana. Zany raha ratsy izany