-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/35.txt

1 line
359 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-19 04:53:37 +00:00
\v 35 \v 36 \v 37 35 \v Tamin' ny zay andro zay, ndreka arivariva, de zao nizakay tamin' iary zareo hoe: "Andao atsena itsaka agnilany egny." Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo, de nitondra an'i Jesôsy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'iary zareo. Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna.