Sady talohan'ny nahatongavan'ny finôna, antsena de nitàna ho babo tambanin'ny lalàna, nigadraina mandra-pivoahan'ny finôna. Ka aveon'igny ny lalàna de nanjary mpiambigna antsena nandra-peven'ny Kristy, mba ho vômarina amin'ny finôna iza