2019-10-24 12:44:04 +00:00
|
|
|
Aveon'igny aho de tamin'ny faritran'ny Syria sy Kilika. Mbola tsy lala tamin'ny fiangonan'i Jodia amin'ny Kristy aho. Regni'iary zareo fotsiny zegny nizakaina hoe: "Ralilahy nagnanjaka antsena taloha igny de amin'izao de mampafantatra ny finôna nipotehina taloha." Avy amin'izany nideran'iary areo an'Andriamanitra
|