1 line
406 B
Plaintext
1 line
406 B
Plaintext
\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Atofay veloma i Prisila, i Akoila, mban'ny zegny ankohonan'ny Onesiforosy. Erasto de nipetraka tao Korinto, fa i Trofimo de nilozako fa narary ao Mileto. Omeo zegny tena tsara avy aminao mba atongavana alohan'ny rirignina. Magnano veloma anao i Eolobolo, de Poda koa, Lino, Klaodio, mban'ny rahalahy marobe. Hiaraka amin'ny fagnahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana. |