\v 1 Paoly, apostolin'i Krsty jesôsy avy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, hôtra ny fampagnategnan'ny fiainana zegny ao amin'ny kristy Jesôsy,\v 2 an'i Timoty, zanaka tena: fahatsarana, fiantrana, sady fedanana avy tamin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesôsy Tompontsena.