auto save
This commit is contained in:
parent
6a26fc0971
commit
f6936b7c2f
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asntsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. Nony zany, de vôtendry h
|
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asntsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. Nony zany, de vôtendry ho mpitory teny zaho, ho apostoly,
|
Loading…
Reference in New Issue