auto save
This commit is contained in:
parent
b64e1a4338
commit
ea99a017f2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ampahatsiahivoan'iary zareo fehizay io raha io. Ampitandremo agnatrehan'Andriamanitra iary zareo mba ts hifamaly momba ny zaka. Noho io de tsisy raha ilaina. Noho io demisy faharatena ho an'ny zegny miteno. [Fagnamarihana
|
||||
Ampahatsiahivoan'iary zareo fehizay io raha io. Ampitandremo agnatrehan'Andriamanitra iary zareo mba ts hifamaly momba ny zaka. Noho io de tsisy raha ilaina. Noho io demisy faharatena ho an'ny zegny miteno. [Fagnamarihana: ny dikan-teny sanangny de mivaky hoe: "Ampitandremo agnatrehan'Andriamanitra iary zareo] Omeo ny tsara avy aminao mba hanoloranao tegna ho an'Andriamanitra karan'ny ankatoavina, mpiasa zegny ts managna antony hahamegnarana, zegnymampianatra ny tenin'ny
|
Loading…
Reference in New Issue