auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-01 23:19:33 +03:00 committed by root
parent a09c94cc84
commit a95544ba4a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Misaotra an'Andriamanitra zaho, izegny tompoiko avy tamin'ireo razambeko, miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio, karany ahatsarovako anao fezay fezay amin'ny fivavahako na atoandro na alina. Karany ahatsarovako ny ranomasonao, tena magniry ny hahita anao zaho, ka hofeno hafalena zaho. nampahatsiaroviny anahy ny finoana marina, izegny niaigna voalohany tamin'ny vavy nao Loisa de ny endrinao Eonisa, ka resilahatra zaho amin'ny zao fa miaina ao aminao my koa izany.
\v 3 \v 4 \v 5 Misaotra an'Andriamanitra zaho, izegny tompoiko avy tamin'ireo razambeko, miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio, karany ahatsarovako anao fezay fezay amin'ny fivavahako na atoandro na alina. Karany ahatsarovako ny ranomasonao, tena magniry ny hahita anao zaho, ka hofeno hafalena zaho. nampahatsiaroviny anahy ny finoana marina, izegny niaigna voalohany tamin'ny vavy nao Loisa de ny endrinao Eonisa, ka resilahatra zaho amin'i zao fa miaina ao aminao my koa izany.