diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 56da1eb..11d0cce 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampehery anaha matetika izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho. Ny Tompo ane \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampehery anaha matetika izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho. Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'ny zany \ No newline at end of file