auto save
This commit is contained in:
parent
0fa02af9ed
commit
75519f5090
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tadidio Jesôsy Kristy avy amin'ny taranakan'i Davida; zay nitsangana tamin'ny maty. Izany de mitovy amin'ny hafatran'ny filazantsarako, zegny mampijaly anaha ny amin'ny famatorana karan
|
||||
\v 8 \v 9 \v 10 Tadidio Jesôsy Kristy avy amin'ny taranakan'i Davida; zay nitsangana tamin'ny maty. Izany de mitovy amin'ny hafatran'ny filazantsarako, zegny mampijaly anaha ny amin'ny famatorana karan'ny mpamono olona. Fa ny tenin'Andriamanitra de ts vôfatotra. Noho izany heretako ny raha marobe ho an'ny vôfidy, mba ho afaka hangala ny fanavotana zegny amin'i Kristy Jesôsy my koa iary zareo, miaraka amin'ny voninahitra mandrakizay.
|
Loading…
Reference in New Issue