auto save
This commit is contained in:
parent
c5479477fb
commit
5374966811
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampehery anaha matetika izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara.
|
||||
\v 15 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika Izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara.
|
Loading…
Reference in New Issue