diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index 1a39222..e16a5de 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asntsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asntsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny filazatsara \ No newline at end of file