From 0df6341cdf5db21a15c12c68e5c9fda45fae824e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 2 Nov 2019 06:29:07 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/08.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index 0e139ae..991de33 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy reo asantsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. Nony zany, de vôtendry ho mpitory teny zaho, ho apostoly, de ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny taloha sanagny de magnampy hoe: "Ho an'ny Jeyilisa."] \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Aza menatra amin'ny fitsanganana ho vavolombelogna ny Tompontsena, na amiko, Paoly , ny saziny. Fakoja, mizarà amin'ny fijalena ny filazatsara nony herin'Andriamanitra. Fa Andriamanitra no namonjy atsena sady nagnatso antsena tamin'ny antso masina. Nagnatao an'izany Izy, tsy non'ny asantsena, fa non'ny drafitra zegny efa namboariny sady ny hantsarany. Na de mbola tsy nanomboka aza ny fotôna de fa nagnome antsena ny raha reo tamin'i Kristy Jesôsy Izy. Fa amizao ny famonjen'Andriamanitra de naseho avy tamin'ny fisehoan'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsena. Kristy zay nagnafoagna ny fahafatesana sady nitondra fiainana zegny tsy hotapitra mandrakizay mba hagnazava ny avy amin'ny filazatsara. Nony zany, de vôtendry ho mpitory teny zaho, ho apostoly, de ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny taloha sanagny de magnampy hoe: "Ho an'ny Jeyilisa."] \ No newline at end of file