-x-antambahoaka_2ti_text_reg/01/12.txt

1 line
475 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 15:31:25 +00:00
\v 12 Ka nony antony zany de mijaly amin' io raha io my koa zaho. Fa tsy megnatra zaho, satria lalako Izy no ninoako. Resy lahatra zaho fa afaka mitagna izegny efa nankiniko tamin'Azy Izy mandra-peveny andro izany. \v 13 Tano ny ohatra momba ny hafatran'ny finona zegny regninareo taminaha, miaraka amin'ny finona sy fitiavana amin'ny Kristy Jesosy.\v 14 NY raha tsara zegny nataon' Andriamanitra taminao, embeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina izany, zay miaigna amintsena.