\v 26 Reefa ave niira fiderana izarô, de nianga akagne antaviran'olona. \v 27 De hoy jesosy taminjarô: ''Iemotra daôlo anarô no ny amanaa, fa viasotra oe amango ny mpiambina ondry ao de iparitaka ny ondry.