|
\v 15 Agnatoro anarô efitragno leibe amboniriana efa nomagnina sara ize. "Ao anarô no magnano ny fagnomagnana reetra." \v 16 De ninga ny mpianatra nagnatogna ny tanàna. Itanjarô avokoa izay efa nozakena tamanaze, de nagnomana ny sakafon'ny paska ry zarô. |