jks222111_bzc_mrk_text_reg/14/12.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 12 Tamin'ny andro vôlognane finanana ny mofo simise masirasira, refa namono ny ondry ny paska ry zarô de oy ireo mpianane tamin'i Jesosy. ''Aiza no tianô andeanane ikarakarana raanina mba inananô ny paska?" \v 13 De nagniraka ny mpianatra roe Ize ka nizaka taminjarô oe: "Mandeana agne anatanàna fa ise lilae mitondra siô feno rano iaro amanarô. Magnaraa anaze. \v 14 Nakaza ny trano nidirane, de magnaraa aze ary zakiô ny tompon'ny tragno oe: ''oavy ny mpampinatra.'' Akaza ny efitragno aafaako miaraka omana ny mpasika aminarô mpianatra anaa?"