jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/15.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 15 Ary reefa nomena rahanina tao antranony Leve Jesosy, de niara-niinana tamina mpagnangona karatra sy ny olona rasy tondrategna maro Ize sy ny mpianane. \v 16 Ary zarô mpitondra fanjakana, izay fariseo, raa naita an'i Jesosy niaraka ninan-dranina tamin'ireo olona rasy tondrategna, sy zarô mpagnangona karatra, de nagnadina anjarô mpianane: "Nahoana Ize no miara-miinana amin'ny mpagnangona karatra sy olona rasy tondrategna?"