jks222111_bzc_mrk_text_reg/02/13.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 13 Avy tiô Jesosy de nivoaka ndreka ka nandea okagne amoron-dranomasina. Ary nagnaraka ananje ny olona reetra, ary nampianariny izarô. \v 14 Ary raa nandalo Ize, ka naita an'i Leve Zanak'i Alfeo tegne amin'ny toerana fanangonana karatra de nizaka taminy oe: "Andô agnaraka anà." De nisangana i Leve ka nanaraka ananje.