jks222111_bzc_mrk_text_reg/01/43.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 43 Jesosy nandrara aze mafe sy nandefa ananje, \v 44 Ize nizaka taminy: "Aza aninase mizaka na amanjove na amanjove, fa mandiana magnatogna aman'ny mpisorogna, ifiô ny anjaranô taman'ny fanasàne anô araka ,ny didin'i Mosesy, mba ho vavolombelona amanjarô anô."