jks222111_bzc_mrk_text_reg/01/38.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 38 Oy Ize: "Andô isena oany amin'ny toerana afa, avelagne, any aminareo tanàna magno didigna, azaoako mitory tene akagny koa. Fa izane no dikany nandianako tatỳ." \v 39 De nitete an'i Galilia manotolo Ize, nitory tene takô manireo Synagoga sade nanora demonia lalina.