jks222111_bzc_mrk_text_reg/01/23.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 23 Avekio, nisy lilae reka nanagna fagnae maloto tako amin'ny Synagoga, \v 24 nizaka oe: "misy ino mà amane sy anô, ry Jesosy ave any Nazareta? Ae amono ane mo Anô va? Fantane fa Anô le Masin'Andriamanitra." \v 25 Nizaka mafe ny Demonia Jesosy oe: " Maregnina anô! Melà aminy!" \v 26 Ary ny fagnae maloto nandavo ananje sy niala taminy ka nangekeka niaraka tamna zaka mafe.