1 line
292 B
Plaintext
1 line
292 B
Plaintext
\v 16 Nandalo takegne amorondranomasin'i Galilia Ize, ary naita an'i Simona sy Andre tambokoreka aman'i Simona magnarato, moa mpagnarato zarô. \v 17 Ka oy Jesosy tamananjarô: "Andô, magnaraka anaa; faaniko mpagnarato olona anarô." \v 18 Navelany ny aratone, ka ave nagnaraka Ananje zarô. |