jks222111_bzc_mrk_text_reg/07/31.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 31 Ary Jesosy nivôka nankagne aman'ny faratanin'i Tyro ka nandea oane Sidona ka atrane aman'ny ranomasin'ny Galelia ka niakatra tagne aman'ny faritra Dekapolise. \v 32 Ary nandonarô teo amine ny olona reke izay maregnigna sy moà, ary nitaregna taminy izarô mba ametraana tagnana amine.