Fri Dec 16 2016 08:50:00 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-16 08:50:00 +03:00
commit f5025549be
11 changed files with 37 additions and 1 deletions

1
16/00.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Reefa nizaka taminjarô ny Tompo de nampekarina agne an-danitra, ary nitoetra eo an-kavanan'Andriamanita.\v 20 Ary ninga izarô nitoritene amin'ny tany rehetra takegne ary niaraniasa taminjarô ny Tompo ary nagnamarina ny teny tamin'ny famantarana sy fagagana izay momba ananje.

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Reefa dila ny sabata de nivanga zava-mangitra anosorana amin'ny fatin'i Jesosy i Maria Magdalena sy Maria renin'ny Jakoba ary i Salome. \v 2 Nagnandogna andro voaloane tamin'ny erin'andro de ninga akagne amin'ny fasagna izarô satria vao nivôka ny masondro.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 De nifagnadina izarô: '' Iza no hamoa ny varangaragne ny fasagna.'' \v 4 Refa nidraka izarô de io lavo niala ilay vato ze tegna agnonabe tokôtra

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Refa niditra tiô amin'ny fasagna izarô de nahita lilae izay nagnatô akanjo fose nitoetra teo an-kavanana de rekitaotra izarô. \v 6 De oy io tanora lilae io taminjareo: ''Aza mataotra ianareo fa miaragna an'i Jesosy avy any Nazareta ize nofansianarô tiô amin'ny hazo fijaliana anga aragninarô sy akato izy fa efa nisangana tamin'ny mate takiô no nagnombolagna Aze. \v 7 Fa mandeana zakeo amin'ireo mpianane sy Petera fa mialao anarô any Galilia Ize agny no aitanarô ananje araka izay nozakeny taminarô

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nivôka ny fasagna zarô ka lasa nilefa fa nataotra sy magnana izarô ka sy nizaka na tamanjove na tamanjove nony anvakanjarô.

1
16/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nisangana tamin'ny mate mandrena ny andro vôloagne amin'ny erin'andro Jesosy ary nivôka tamin'i Maria Magdelena, ilay vevave nandroane ny Demonia fito. \v 10 De lasa i Maria nizaka vôvô tamin'ny zarô niaraka tamin'i Jesosy izay mbola nalaelo sy nitomagne. \v 11 Refa naregne fa velona Jesosy ary nivôka tamin'i Maria de sinino se zarô.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ary tafara ny zane i Jesosy de nivôka tamin'ny endrine afa roalae taminjarô izay nandea oany antsaa.\v 13 Dia nierigna zarô ary nizaka vôvô tamin'ny mpianane fa sinino koa zarô.

1
16/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Farane de nivôka tamin'ny iraika ambiny folo lae Jesosy rambola teo ampiinana zarô nanome signe anjarô Izy satria sinino ireo nony ditra ny fone satria sinagneky anireo izay efa naita ananje fa nisangana tamin'ny mate Izy! \v 15 Ary oy Izy taminjarô mandeana mizaka ny filazansara amin'ny olona rehetra.\v 16 Izay magneky sy atao batisa no vonjena fa izay sy magneke kosa de oeloina.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Izao no famantarana momba izae mino: ''Amôka demonia amin'ny agnarako ize ary izaka amin'ny fizakana mbola siene izy. \v 18 Anambotra menaragna ize na omana zavatra mafaty aza sy mampagnino ananje, anefa tagnana amin'ny marare ize de afaka izane.

View File

@ -2,6 +2,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
=======
>>>>>>> 7d1c1b766f28ac828fbcb18d6781cdc2b366c918
@ -85,3 +86,20 @@ This work is made available under a Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0
**ShareAlike** - If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
>>>>>>> 72e6212a33b41ad3c314e84843dc765d3b293a3d
=======
## License:
This work is made available under a Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
### You are free to:
**Share** - copy and redistribute the material in any medium or format
**Adapt** - remix, transform, and build upon the material for any purpose, even commercially.
### Under the following conditions:
**Attribution** - You must attribute the work as follows: "Original work available at https://door43.org/." Attribution statements in derivative works should not in any way suggest that we endorse you or your use of this work.
**ShareAlike** - If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
>>>>>>> 7feef18733444c2cf80412530667ce05e571a08c

View File

@ -285,6 +285,15 @@
"15-09",
"15-12",
"15-06",
"15-16"
"15-16",
"16-03",
"16-05",
"16-08",
"16-09",
"16-12",
"16-14",
"16-17",
"16-00",
"16-01"
]
}