Fri Dec 16 2016 08:44:15 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-16 08:44:15 +03:00
parent d1d1db2bc2
commit 38cb1add41
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 \v 42 Noo nioeina ndreka Ize de naita andrareo mandre mavesatra ny torimaso ny masony, ary siitanjarô zegne olazene an'i Jesosy. \v 41 Nagnatona anjarô fagnotelony Ize ka nizaka oe: ''Mbola mandre sy maka egna fôgna va anarô? Oka izegne, efa tonga ny fotôna. Antegno! Ny zanak'olana nofitaine atolone akeô antagnan'ny mpanota. Misangana andô, isena efa marivo lae amadika Anaa.
\v 40 Noo nioeina ndreka Ize de naita andrareo mandre mavesatra ny torimaso ny masony, ary siitanjarô zegne olazene an'i Jesosy. \v 41 Nagnatona anjarô fagnotelony Ize ka nizaka oe: ''Mbola mandre sy maka egna fôgna va anarô? Oka izegne, efa tonga ny fotôna. Antegno! Ny zanak'olana nofitaine atolone akeô antagnan'ny mpanota. \v 42 Misangana andô, isena efa marivo lae amadika Anaa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 43 \v 44 \v 45 \v 46 Ary raa mbola tiô ampizakana Ize, de tonga i Jodasy, reka amanjarô rombinifolo lae, niaraka tamana olona laligne zay nitondra fediana sy ramarangitra, nasen'ny loan'ny mpisorona sy ny mpitondra fanjakana ary ny loolona. Ary laimpamadika efa nagnome aze famantarana oe: ''Izae fagnoroako no Ize, sambore Ize de andose ka aza alefa.'' Reefa tonga Jodasy de nagnantogna an'i Jesosy malade ize sade nizaka oe: ''Raby ô, sade nagnoroka an'Aze. De nagnatona an'Aze ireo olona ka namatotra ny tagnane.
\v 43 Ary raa mbola tiô ampizakana Ize, de tonga i Jodasy, reka amanjarô rombinifolo lae, niaraka tamana olona laligne zay nitondra fediana sy ramarangitra, nasen'ny loan'ny mpisorona sy ny mpitondra fanjakana ary ny loolona. \v 44 Ary laimpamadika efa nagnome aze \v 45 famantarana oe: ''Izae fagnoroako no Ize, sambore Ize de andose ka aza alefa.'' Reefa \v 46 tonga Jodasy de nagnantogna an'i Jesosy malade ize sade nizaka oe: ''Raby ô, sade nagnoroka an'Aze. De nagnatona an'Aze ireo olona ka namatotra ny tagnane.

View File

@ -256,6 +256,7 @@
"14-32",
"14-35",
"14-37",
"14-40",
"14-51",
"14-53",
"14-55",